|
|
|
|

Entry1  fanjifana
Root  2 jifa
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 fandaniana tanteraka [1.13]
5 fandaniana atao amin' ny hanina aman-tsakafo mbamin' ny entana fampiasa amin' ny asa aman-draharaha [1.62.mg#340]
Explanations in French  6 consommation [1.13]
Examples  7  Eo anatrehan' izay, ny fivoaran' ny vidin' ny vary, foto-tsakafo, dia ahitana fiantraikany lehibe eo amin' ny mari-bidy eo amin' ny fanjifana. [4.27#2008/09/12]
Vocabulary  8  Economy
All compound words  9  2 combinations of this word

Anagrams  10 fañafinja, fanjifana, 11 fifanjana

Updated on 2025/11/09