| Entry | 1 fanintontsintona |
| Root | 2 sintontsintona |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Aretin-kozatra mpahazo ny zaza indrindra, izay mahatonga azy hihinjitrinjitra ka tsy mahatsiaro tena izy amin' izany. Aretina mampikainkona ny hozatra sy ny rantsambatana tsy araka ny sitrapo [1.1] |
| Vocabulary | 5 Health |
| Synonyms | 6 fanintona |
| Updated on 2025/09/12 |
|