| Entry (1/3) | 1 fangalabola |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 karazan-dolo: ny fandainy, izany hoe ny zanany izay ataon' ny olona hoe fangalabola,
4 dia mikiky sy mihinina ny hazo isan-karazany, toy ny ôka, ny paiso, ny mimoza, ets. [1.10] 5 Bibikely lavalava mifono ao anaty tranony vita amin' ny tapa-bozaka sy tapa-kazo madinika, mandeha na mihantona amin' ny hazo [1.1] |
| Explanations in French |
6 la chenille d'une espèce de Psyché
[1.3] |
| Vocabulary | 7 Zoology: invertebrates |
| Entry (2/3) | 8 fangalabola |
| Part of speech | 9 noun |
| Explanations in Malagasy |
10 karazana manavy (biby)
[Betsileo]
[1.10] |
| Vocabulary | 11 Zoology: mammals |
| Entry (3/3) | 12 fangala-bola |
| Elementary words | 13 fangalatra, 14 vola |
| Part of speech | 15 locution |
| Proverbs | 16 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 17 fangalabola, fangala-bola |
| Updated on 2025/11/13 |
|