|
|
|
|

Entry1  fandrin-drano
Elementary words  2 fandry, 3 rano
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 Fahamarin-tampona, fitovizan-tantana toy ny an'ny rano: Fandrindrano ka tsy misy avo sy iva
6 Fitovizana tanteraka, fitovizana tantana [1.1]
7 (fandrindrano) fitaovana fijerena ny marindrano [1.13]
Explanations in French  8 niveau de maçon, niveau d'eau [1.13]
Proverbs  9  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/02