|
|
|
|

Entry1  fandiovana
Root  2 dio
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Asa atao hanadio. [1.1]
Explanations in French  5 L’action de nettoyer, la purification, ce avec quoi on purifie. [1.3#106]
Examples  6  Io no atao hoe afo fandiovana! [2.529#]
7  Mampiseho ny fijalian' ny kristianina mijaly ao amin' ny afo fandiovana iry. [2.470#]
8  Dia ny fandiovana azy amin' ny asidra, tahaky ny famotsiana azy amin'ny voasary. [2.366#]
Other spellings  9 fanadiovana
All compound words  10 afofandiovana

Anagrams  11 fandiovana, 12 ifandovana

Updated on 2025/11/09