| Entry | 1 fandalàna |
| Root | 2 lala |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 fisaonana
[Tambahoaka, Taimoro, Bezanozano, Sihanaka, Tanosy]
[1.78] 5 Ny fotoana isaonana ny vady maty 6 Fitandremana sy titan-drovana, fikarakarana: Zava-dehibe ny fandalàna ny fihavanana amin' ny Malagasy [1.1] |
| Examples |
7 Tsy misy intsony na ny tsy fivadihana amin' ny teny nomena, na ny fandalana ny hajan' ny tena.
[4.27#]
8 Tsy hay tohaina ny herin' ny vola, ka nahatonga ny olona hiezaka ny hanohitra amin' ny fandalana ny ohateny hoe "aleo very tsikalakalam-bola toa izay very tsikalakalam-pihavanana". [2.606#] |
| Synonyms | 9 fandalaha |
| Updated on 2025/09/12 |
|