|
|
|
|

Entry1  fanasalisaliana
Root  2 saly
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fametrahana (hana...) vetivety eo ambony afo mba hahazoana mihinana azy; fanamainana hena na hazandrano amin' ny setroka [1.1]
Synonyms  5 fanasaliana

Updated on 2025/09/12