| Entry | 1 fanasaliana |
| Root | 2 saly |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fametrahana (hana...) vetivety eo ambony afo mba hahazoana mihinana azy; fanamainana hena na hazandrano amin' ny setroka [1.1] 5 fanatanitanihana amin'ny afo [1.13] |
| Explanations in French |
6 fumage [1.13] |
| Vocabulary | 7 Economy: food |
| Synonyms | 8 fanasalisaliana |
| Updated on 2025/09/12 |
|