Entry saly
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Taisaka] tono [Rakotosaona 1972]
   Fametrahana zavatra (hazandrano, ohatra) eo ambonin' ny fatana, hitonoana na hanamainana azy amin' ny alalan' ny setroka [Rajemisa 1985]
French definition   boucanage, fumage [SLP: Voambolana]
Vocabulary  
Derivations  
Synonyms   salisaly

Entry saly
Part of speech   noun
Malagasy definition   [frantsay châle] Tapa-damba lehibebe, volonondry na lasoa, andrakofan' ny vehivavy ny sorony roa ka mihaona eo anoloana [Rajemisa 1985]
Vocabulary  
Origin   French: châle.

2009/09/09