|
|
|
|

Entry 1  fanariana
Root  2 ary
Part of speech  3  noun
Explanations in French  4 le rejet, l'abandon, le lieu, l'instrument [1.3]
5 vidange, évacuation [1.13]
Examples  6  Ny fanariana ny maloto dia toy ny amin' ny miaramila miantafika : hady lava amin' ny ila toby andrefana, nasiana fefy ravina sy nefitreferina. [2.472#202]
7  Tsy tsipelinteny iray anefa hainy, tsy fitiavana te hahay mamaky nibosesika tao am-pony fa fanariana dia fotsiny amin' ny fiandrasana an-dRavokatra sy ireo namany. [2.470#105]
Combinations  8  2 expressions, toponymes, etc... with that word
Proverbs  9  Proverbs containing that word

Anagrams  10 fanairana, 11 fanaraina, fanariana, 12 fianarana, 13 fiaranana, 14 ifaranana

Updated on 2026/03/07