| Entry | 1 fanarenana |
| Root | 2 arina |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 fampitoviana tantana [1.13] |
| Explanations in French |
5 l'action de mettre d'aplomb, de niveler, de redresser; le lieu, l'instrument [1.3#62] 6 nivellement [1.13] |
| Examples |
7 Tena mila fanarenana haingana ny firenena.
[2.285]
8 amin' ny alalan' ny fanamboarana na fanarenana sekoly ve? [4.27] 9 Endrey izany fahavononan-dRasoa amin' ny fanarenana azy e. [2.470] |
| All compound words | 10 fanarenana sary |
| Other spellings | 11 fanaremana |
| Anagrams | 12 fanarenana, 13 faneranana |
| Updated on 2025/10/08 |
|