| Entry | 1 fanapahan-kevitra |
| Elementary words | 2 fanapahana, 3 hevitra |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in English |
5 a decision [1.7] |
| Explanations in French |
6 décision [1.8] |
| Examples |
7 Ry zareo ihany mantsy no nitehaka nankasitraka ilay fanapahankevitra tsy nifanaraka tamin' ny lalàna noho izy nomba ny tsy ara-dalàna nataony, dia mbola ry zareo ihany indray izao no mitsipaka ny fanapahankevitra mifanaraka tsara amin' ny lalàna sy ny Lalàmpanorenana.
[4.27#]
|
| Updated on 2025/09/12 |
|