|
|
|
|

Entry1  fananimpitoloha
Elementary words  2 fanany, 3 fito, 4 loha
Part of speech  5  noun
Explanations in Malagasy  6 Fananina izay voalaza fa fito ny lohany. [1.1]
Explanations in French  7 serpent fabuleux à sept têtes, comme l'hydre. [1.54]
Examples  8  ary inoan' ny olona sasany fa manan-doha fito izy, ka izany no anaovana azy hoe fananimpitoloha. [2.69]
9  Nisy izany fananimpitoloha izany tao Matitanana nampangorohoro ny Onjatsy ka Ramakararo no nandresy io fananimpitoloha io noho ny herin' ny odiny. [2.508]
Vocabulary  10  Beliefs
Other spellings  11 fananompitoloha

Updated on 2025/09/12