|
|
|
|

Entry (1/2)1  fanalana
Root  2 ala
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fanesorana: Tsy nankasitrahan' ny olona ny fanalana ilay mpampianatra. [1.1]
Explanations in English  5 [Rel. s. from manala (ala).] That which removes anything.. [1.2]
6 the act of removing. [1.7]
Explanations in French  7 action de prendre, d'ôter. [1.8]
Examples  8  Mila fahaizana koa ny fanalana ny hena hatao tono manimanitra. [2.245#]
Synonyms  9 fanala
All compound words  10  9 combinations of this word

Entry (2/2)11  fanalana
Root  12 ala
Part of speech  13  noun
Explanations in Malagasy  14 Asa marika, fanesorana isa kely amin' ny isa lehibe noho izy: Firy ny valin' ny fanalana telo ambin' ny folo amin' ny roapolo. [1.1]
Explanations in French  15 soustraction. [1.13]
Vocabulary  16  Mathematics: arithmetic
Synonyms  17 fangalana
Proverbs  18  Proverbs containing that word

Anagrams  19 falanana, 20 fanalana

Updated on 2025/11/09