| Entry | 1 fanalefahana |
| Root | 2 lefaka |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fanaketrahana; fampitonena; fampihenana
[1.1] |
| Explanations in French |
5 assouplissement: Fanalefahana ny tanana: assouplissement des mains
[1.13] |
| Examples |
6 Miseho lany etsy sy eroa ny fanomezana fanalefahana na koa alalana manokana tsy handoa hetra.
[4.27#]
|
| Synonyms | 7 fanatoniana |
| All compound words | 8 fanalefahan-tsazy |
| Updated on 2025/11/09 |
|