Entry | 1 famoronana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 forona |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fanaovana zavatra tsy mbola nisy nanao: Ny Sinoa no nahita voalohany ny famoronana ny vanja |
Explanations in French |
5 [1.3#188] La création, l’invention, la production, la formation, la fondation, la fabrication, la construction, l'action de se procurer, le lieu, le temps, les instruments, la matière. |
Examples |
6 [2.5] Fa efa tapitra ny andron' ny famoronana.
7 [4.27] Ny halehiben’ireo fihondronam-by an-kibon’ny tany ireo (tahiry, fampiasam-bola ilaina, famoronana asa, sns. |
Morphology |
|
All compound words |
|
Article | 11 Randzavola: famoronana ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 12 famoronana, 13 fanamorano, 14 fanamorona |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |