Entry | famorana (fora) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fandidiana foitran-jaza, izany hoe fanalana ilay hoditra manarona ny lohan' ny filahian-jaza; fanaovana hasoavana [1.1] | |
Examples | Tamin' ny andron' Andriamanelo no nanaovana ny famorana voalohany tany Imerina.
[2.113] | |
Article | Randzavola: famorana ao amin' ny Baiboly | |
Anagrams | famorana, fanamaro, fanamora, manafora, ro mafana |
Updated on 2023/01/20 |