| Entry (1/2) | 1 sikina |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Lamba ahodidina ny tena ka midina hatreo amin' ny lohalika: Naka lamba hataony sikina Rasoa dia lasa nanome hanina ny akoho amam-borony
4 Fanodidinana lamba ny tena, ka ho an' ny lehilahy, eo amin' ny valahana no fatorana ilay lamba, fa eo ambany helika kosa ho an' ny vehivavy [1.1] |
| Explanations in English |
5 a cloth worn around the waist
[1.7] |
| Explanations in French |
6 étoffe qu'on porte autour des reins
[1.8] |
| Examples |
7 nisikina niasa mafy izy, sikina natao tery am-balahana izany satria tsy nisy ny natao tao an-kibo.
[2.472]
|
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| Vocabulary | 33 Economy: clothing |
| All compound words | 34 8 combinations of this word |
| Entry (2/2) | 35 sikina |
| Part of speech | 36 noun |
| Explanations in Malagasy |
37 Famorana na hasoavana: Sikin-jaza
38 Hafanam-po, faharisihana amin' ny asa [1.1] |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| Anagrams | 42 kisina, 43 sikina |
| Updated on 2025/11/13 |
|