Entry | 1 famoaboasana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.62#280] fanazavan-kevitra aorinan' ny fandinihana sy famakafakana natao: Hahaliana ny nanaovany famoaboasana momba ny fihavanana |
Examples |
4 [2.356] Marobe ny famoaboasana efa vita tao anatin'ilay boky. 5 [2.285] Hadihadio avy amin' ny famoaboasana ity lahatsoratra iry izay mety ho endriky ny fiarahamonina vokatry ny fisian' ny saranga. 6 [4.56:2017/04/25] Ho velabelarina mandritra ny fiofanana ny fanoratana misy famoaboasana, ny tantaran’ny famoaboasana, ny mampiavaka ny fanoratana misy famoaboasana... |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/26 |
![]() |