Entry famantsy
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Enti-milaza toetr' olona fetsy sady kinga aoka izany amin' ny fahitana hevitra na tetika
Mitovy hevitra: fetsy ~ kinga ~ konjo [Rajemisa 1985]
French translation   Un fin matois, un roué, un politique habile, un madré, quiconque excelle dans son genre [Abinal 1888]
Compound words, titles, names  

Updated on 2017/07/13