Entry konjo
Part of speech adjective
Malagasy definition Fetsy maranitra
¶ Kinga sy mailaka amin' ny haratsiana fa mahay miseho ho tsara: Tsy azo ianteherana mba hikarakara izay Ranona olona konjo iny
¶ Sarotiny aoka izany fa hoe mahalala na mitana ny rariny [Rajemisa 1985]
English definition clever and deceitful [Hallanger 1973]
French definition rusé, trompeur [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 se dit des lèvres déliées
¶ fin, adroit [Abinal 1888]
Derivations 
Synonyms konjokonjo
Compound words, titles, names 

2014/10/18