| Entry | 1 fakam-panahy |
| Elementary words | 2 faka, 3 fanahy |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 Teny ilazana ny fitaomana ataon' ny fanahy ratsy mba hampahalatsaka ny olombelona amin' ny ratsy: Tsy nahatohitra ny fakam-panahy izy ka namilivily ny volam-bahoaka
6 Zavatra mitarika na mitaona mafy ny tena: Fakam-panahy lehibe ho azy io zava-pisotro eo ambony latabatra io [1.1] |
| Explanations in French |
7 tentation
[1.5] |
| Examples |
8 Mandositra ny fakampanahy aho!
[2.5#]
9 Hahatohitra ny fakampanahy ve hianao rahavako, ka hahandry ny fiverenako? [2.499#] 10 Fa na inona na inona no hevitra momba izany, dia hita mazava fa ao ny fakampanahy mamely antsika [1.38] 11 Voan' ny fakampanahy ny sasany ka nangalatra ny volan' ny namany hividianany mokary [2.356#] |
| Synonyms | 12 fitaoman-dratsy |
| Analogs | 13 fitaomandratsy |
| Article | 14 Randzavola: fakampanahy ao amin' ny Baiboly |
| Updated on 2025/12/08 |
|