| Entry | 1 faingomihantona |
| Elementary words | 2 faingo, 3 mihantona |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 faingo ambony ( ' ) izay ampiasaina -- amin' ny famenon-teny milaza tompon-javatra: Tranon' alika -- amin' ny famenon' ny matoantenin' ny iharana: Novakin' ny saka
[1.1#198] 6 maritsoratra ( ' ) entina misolo zanatsoratra latsaka: Sofin' omby (sofina omby) [1.1#198] |
| Explanations in French |
[faingo mihantona]
7 apostrophe
[1.5, 1.13] |
| Vocabulary | 8 Linguistics |
| Tables and plates |
9 Punctuation marks and other marks |
| Updated on 2025/12/08 |
|