|
|
|
|

Entry1  faingo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 ( , ) Mari-pijanonan-tsoratra entina mampisaraka zavatra tanisaina: Ny lehibe, ny kely, ny lehilahy, ny vehivavy tonga daholo rehefa olona tao an-tanàna.
4 mampisaraka tapa-pehezanteny mifanohitra na mifampita: Ny basy tsy re lavitra, fa ny teny no re lavitra. [1.1]
Explanations in English  5 comma. [3.1]
Explanations in French  6 virgule. [1.5, 1.13, 1.66]
Vocabulary  7  Linguistics
All compound words  8  4 combinations of this word
Tables and plates  9  Punctuation marks

Anagrams  10 faingo, 11 figona

Updated on 2025/11/09