|
|
|
|

Entry 1  fahavokarana
Root  2 vokatra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 fahatoezan' ny voly an-tsahaka efa azo otazana, jinjaina, laingozana, tangosana, hadina, kapaina: Maro ny lalitra manditra ny fotoam-pahavokaran' ny voankazo. [1.62#267]
Explanations in English  5 fruitfulness, abundance; the harvest season [1.7]
Explanations in French  6 fécondité, abondance des fruits; la moisson [1.8]
7 la fertilité, l'abondance des fruits [1.196]
Examples  8  Eny an-dohasaha indray no misy setroka midonaka, ary eny ny korana, miravoravo fahavokarana [1.253#]

Updated on 2026/04/19