| Entry (1/2) | 1 fahatsiarovan-tena | 
| Elementary words | 2 fahatsiarovana, 3 tena | 
| Part of speech | 4 locution | 
| Explanations in Malagasy | 5   fahatsapana ny haja aman-kasina ananan'ny tena eo anoloan'ny mpiara-belona ka mahatonga hifady tsy hanao fitondran-tena tsy mety [1.1] 6 fahafantarana sy fahatsapana ary fanatanterahana zavatra tokony hatao na lalana tokony hizorana [1.13] | 
| Explanations in French | 7   conscience [1.13] | 
| Examples | 8   Ny papa Joany-Paoly II dia milaza fa ny Fiangonana no fahatsiarovantenan'|fahatsiarovantena ny fahatsiarovantenan'|fahatsiarovantena.
[1.369#] 9 Koa raha mahatratra io fari-piheverana sy fahatsiarovantena io àry ry zareo, dia azo inoana fa olombelona tahaka antsika tokoa. [2.285#] | 
| Vocabulary | 10 Philosophy | 
| Entry (2/2) | 11 Fahatsiarovan-tena | 
| Elementary words | 12 fahatsiarovana, 13 tena | 
| Part of speech | 14 name (book title) [Full list] | 
| Vocabulary | 15 Literature: books | 
| Author | 16  Razakandraina Jean Verdi Salomon | 
| Anagrams | 17 fahatsiarovan-tena, Fahatsiarovan-tena | 
| Updated on 2025/10/18 |   |