|
|
|
|

Entry1  faharerahana
Root  2 reraka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  4 épuisement, découragement, pauvreté [1.3]
Examples  5  Asa, Reniny, na noho ny asa, na noho ny faharerahana efa hoavy. [2.470]
6  Tao anatin'ny andro vitsivitsy dia toy ny sery sy faharerahana ihany ny aretina, nefa nony tapitra ny andro herinandro dia nandroso nihamafy. [2.324]

Updated on 2025/09/12