Entry |
fahamatorana
(matotra)
|
Part of speech | noun
|
French translation | maturité [Rajaonarimanana 1995]
|
Morphology |
fahamatorana
fahamatorako
fahamatoranao
fahamatorany
fahamatorantsika
fahamatoranay
fahamatoranareo
fahamatoran'
fahamatoran-
fahamatoram-
fahamatora-
| |
-pahamatorana
-pahamatorako
-pahamatoranao
-pahamatorany
-pahamatorantsika
-pahamatoranay
-pahamatoranareo
-pahamatoran'
-pahamatoran-
-pahamatoram-
-pahamatora-
| |
|
Examples | Ny asa fanomanana natao dia hita fa ankamehana sy novonjivonjena ka io no manazava ireo fifanoherana hita ao anatin' io lalĂ na vaovao io sy ny fahabangana eo amin' ny maha iray ny rijanteny sy ny fahampian' ny fahamatorana amin' ny ankapobeny. [SeFaFi ]
|
|