|
|
|
|

Entry1  matotra
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 Tomady, matanjaka
4 Enti-milaza toetran' olona mahay mandanjalanja izay ataony ary tsy mba miovaova:
5 Efa mato-tsaina ve ny tanora vao valo ambin' ny folo taona? [1.1]
Explanations in English  6 stout, muscular, powerful [1.2#435]
Explanations in French  7 robuste [1.3#438, 1.5#208]
8 musculeux [1.3#438]
9 mûr [1.5#208]
Examples  10  Manan-toetra matotra izy, tsy azon 'iza notambazana; [2.1022#]
11  Inona no tena matotra ijoroantsika, ka hajaintsika tanteraka? [2.245#11]
12  Firenena mato-tsaina isika, ka tsy handraraka ilo mby an-doha [2.285#260]
Morphology 
13  Simple :
14  Prefixed :
Derivatives 
Names :
Adjectives :
All compound words  17 mato-tsaina

Updated on 2025/11/17