Entry | 1 fahalianana |
Root | 2 liana |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Faniriana mafy, fahamaimaizana, fihoalahoalana [1.1] |
Examples |
5 Dia injay nisy fangorahana niaraka tamin' ny fahalianana hahalala bebe kokoa nisisika tao am-pony.
[2.529#]
|
Anagrams | 6 fahalainana, 7 fahalaniana, 8 fahalianana |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |