|
|
|
|

Entry1  fahaizana
Part of speech  2  noun
Root  3  hay
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Zavatra hay, fantatra: Olona be fahaizana, hono, iny tovolahy iny
Fahalalana voafototra ary ara-tsaina mikasika zavatra iray: Ny fahaizana momba ny marika
Fahafahana manao zavatra: Ny fahaizana mamaky teny sy manoratra
Hakingana: Nampiseho fahaizana lehibe izy tamin' izany raharaha izany
Fitambaran' ny fahalalana takatry ny sain' ny olombelona mikasika ny zavaboary, ny lalàna mifehy ny zavaboary, sns., izay hitan' ny olo-mahay ombieny ombieny, ka mahatonga ny fiainan' ny taranak' olombelona handroso hatrany: Na manao ahoana na manao ahoana, tsy hahafoana an' Andriamanitra akory ny fahaizana satria ny zavatra nataon' Andriamanitra ihany no dinihiny sy fakafakainy.
Explanations in English  5  [1.2, 1.7] ability
6  [1.2] cleverness, competency to do anything. Sometimes pronounced fahahaizana.
7  [1.7] skill
Explanations in French  8  [1.8] capacité, habilité
9  [1.13] savoir
Examples  10  [2.472] Hay ny fahalalana sy ny fahaizana mety miray dia amin' ny halozana!
11  [2.470] Tsy mahay taratasy I Lidy ary tafatsatoka tao an-tsainy ny lanjan' ny tsy fahaizany.
Morphology 
12  Simple :
13  Prefixed :
All compound words 

Anagrams  23 fahaizana, 24 fahiazana, 25 ifahazana

Updated on 2025/09/12