Examples |
9 Ary raha ny fadin-tseranantsika roa tonta hampitovina
[2.366#206]
10 ny fadintseranana rehetra aloan' ny vahiny dia tsy aloa vola fa aloa basy sy vanja.
[2.508]
11 |Fametrahana ny zo fampiharana ny fifanarahana ara-padintseranana amin' ny olon-kafa mpitazona ny entana mba hanerena azy ireo hanatanteraka
[1.384]
12 koa izay nanaiky handoa: vola be indrindra, dia izy no notendrena ho mpamory ny hetra sy mpandray ny fadintseranana ambara-pahatapitr' izany taona izany.
[1.38]
13 Asehon' ny fanadihadiana samihafa, natao vao haingana fa ny sehatra tena isian' ny fahalovana dia ny fiadidiana ny Fadintseranana, ny Fitsarana, ny Polisim-pirenena sy ny Zandarimariam-pirenena, ny Sampan-draharaha misahana ny fananan-tany – izay eo ambany fiandraiketan' ny Fanjakana mivantana avokoa.
[4.27]
|