| Entry | 1 fadifadina |
| Root | 2 fadifady |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Examples |
4 Raha vady fanambady ihany izahay dia vadio fa raha vady tsy fanambady kosa dia fadio nefa aza dia fadifadina loatra izahay fa ny olona eto an-tanana ihany no ao am-bavahady ary ny randram-bao mahataitra
[2.131]
|
| Morphology |
|
| Updated on 2025/07/29 |
|