Entry ezaka
Part of speech noun
Malagasy definition Fanaovana ny faran' ny azo atao: Manao an' ezaka Rangahy io rehefa miasa
¶ Fikelezana aina, fikirizana: Tsy ampy ezaka ilay zazalahy ka tsy nahavikina ny hady
¶ Halaviran-dalana antonintoniny: Lavitra ezaha ihany hatreto ka hatrery am-body paiso. [Rajemisa 1985]
English definition a serious effort [Hallanger 1973]
French definition effort [Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995]
 entrain [Hallanger 1974]
 tension, course [Rajaonarimanana 1995]
Examples 
1Hanao ezaka araka izay vitantsika. [Andraina: Mitaraina, page 129]
2Taza-maso ny ezaka nataony hanafina ny alahelony tamin'ny vazivazy, ka nisy nenina nisoko tao am-poko. [Andriamalala: Fasana, page 4]
Derivations 
Compound words, titles, names 

2017/09/05