Entry | 1 ezahina |
Root | 2 ezaka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Henjanina; hinjirina: Ezaho ny sandrinao; ezaho ny mahazaka Atao am-paharisihana, am-pikelezana aina: Noezahiny ny toto variny ka tsy ampy toy inona dia fotsy [1.1] |
Explanations in English |
5 to be done with energy and determination [1.7] |
Explanations in French |
6 qu'on fait avec ardeur [1.8] |
Morphology |
|
Anagrams | 11 ezahina, 12 hezaina |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |