Entry eo no ho eo (eo, no, ho)
Part of speech expression
English definition in a moment, right away [Hallanger 1973]
French definition dans un moment [Hallanger 1974]
Examples 
1Avy hatrany dia nanapa-kevitra teo no ho eo izy fa mba hametraka koa [Rakotonandrasana: Tantsaha]
2Nozerany zaran' angady tamin' ny lohany dia tapitra aina teo no ho eo [Andraina: Mitaraina, page 129]
3Nanambatra vola teo no ho eo ireny homena ahy [Andraina: Mitaraina, page 250]

2011/05/12