|
|
|
|

Entry1  entim-pahazarana
Elementary words  2 entina, 3 fahazarana
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 tsy mandeha ara-tsitrapo fa manaraka ny efa mahazatra fotsiny, tsy ny saina na ny sitrapo no mitondra fa ny fahazarana fotsiny. [1.1]
Examples  6  Mpamboly sy mpiompy araka ny nentim-pahazarana sy fahazatana Ratovo vadiny, ka tsy hitena akanjon' ambanivohitra, na hiaingitraingitra na oviana na oviana. [2.470]

Updated on 2025/09/12