Entry enjika
Part of speech noun
Malagasy definition Fanarahana avy aoriana mba hanatratrarana: Enjika papelika [Rajemisa 1985]
French definition fuite, poursuite, persécution [Abinal 1888]
Derivations 
Examples Ny anaran' Idada, izay entiko, no mbola mampisalasala azy kely, fa rehefa tena azony antoka ho "mpamadika" aho, dia ho avy ny enjika sy ny hazakazaka arahin-tosika isan-karazany! [Andriamalala: Vohitry, page 53]

Updated on 2020/07/31