| Entry | 1 mifanenjika |
| Root | 2 enjika |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in French |
[1.3] |
| Examples |
4 dia ny onja madinika no voalaza ho misangy amin'izato izy toa mifanositosika na mifampipaika na mifanenjika.
[2.314]
5 Karazan' olona mba satry halaky manerana ny firenena ity, fa ny tany mosarena azy dia fonenan' olona mbola akaiky loatra ny fiainam-biby, mifanenjika sy mifampihinana. [2.285] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 9 mifanenjika, 10 mifaninjake |
| Updated on 2025/09/12 |
|