Entry enin > eny
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Milaza toerana lavitra nefa tazana: Hitanao irỳ tendrombohitra irỳ, andeha hitsangantsangana eny isika
Manondro toerana ankarihary: Rehefa mandeha eny an-tsena ianao... [1.1]
Explanations in English There, not too far away (in sight); [1.7]
Explanations in French  [Taisaka] [ eñy ] Là-bas, vers, à [1.82]
 Là-bas, pas bien loin, visible [1.8]
Examples Eo am-pidinana ihany na eny an-dalana dia raisiko ny ahy. [2.4]
Morphology 
Present : eny
Past : teny
Derivatives 
Compound words 
Analogs  etỳ ~ eto ~ eo ~ etsy ~ eny ~ eroa ~ erỳ
  atỳ ~ ato ~ ao ~ atsy ~ any ~ aroa ~ arỳ

Entry enin > eny
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Entina manaiky, entina milaza fa ekena izay lazaina amin' ny tena: Handeha hiaraka amiko ve ianao? Eny, raha tsy misy ny sampona
Amin' ny fitenimparitra samihafa: Ekany, eka, ia [1.1]
Explanations in English Yes [1.7]
Explanations in French Oui [1.8]
Examples Eny, hoy Ndriana niankin-drindrina tery anjorontrano. [2.5]
Synonyms eka ~ ekany ~ ia
Compound words 
Hyponyms Eny, alina (Zanamihoatra Randja)

Entry enin > eñy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Fijanonana [1.78]
Derivatives 
 
Proverbs 

Entry enin > eny
Part of speech adjective
Explanations in French  [Taisaka] Six [1.82]

Entry enin > eny
Part of speech noun
Explanations in French  [Merina] (de l'adverbe eny : au loin, dans un endroit éloigné). Arbre indéterminé qui ne poussait qu'au loin ; inconnu en Imerina. On en amenait le bois de fort loin. [1.196]
Vocabulary 

Entry enin > enina
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Dimy ampiana iray: Enim-bolana ny tapa-taona [1.1]
Explanations in English Six [1.7]
Explanations in French Six [1.3, 1.5, 1.8]
International symbols  6
VI [3.1]
Examples 
1Angamba tokony ho fahatelony io enin'arivo io no sisa velona [2.59]
2Tokony ho tamin' ny enina hariva izahay nondao an' i Toamasina [2.471]
3Ao anatin' ny enim-bolana nametrahana ny kaonty no amoahany ny heviny [4.27]
4Na izany aza anefa ny fahasahirananay dia mba manana ny tranonay izahay eni-mianaka [2.445]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : enina, enin', enin-, enim-, eni-
Derivatives 
 
Compound words 
Ethnonyms 
Tables and plates The Numbers
Addition
Multiplication
Article 

Entry enin > enina
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Mahazo ny anjara sahaza ny tena: Enin-kaja izahay, tompoko, amin' izao fandraisana ataonareo izao ka misaotra indrindra [1.1]
Explanations in French Qui a sa part, pourvu, participant [1.3]
Examples Kibobo tsy enina ny vary va aho
ka hanery ny vato madinika?
[2.131]
Derivatives 
Compound words