Entry mendy (endy)
Part of speech adjective
Malagasy definition Nandrahoina tamin' ny menaka ary tsy nasiana rano: Efa mendy izay ny hena ka esory
¶ Notenehina tsisy rano na menaka tao anaty lapoaly na makarakara vy fitonoana, mandra-pahatongany maimay: Mendy tsara izany kafe izany ka mandraraka izaitsizy
¶ Main' ny hetaheta: Mendy aho izany, fa sady be sira ny laoka androany no mafana aoka izany ny andro
¶ Mitaitay hanao zavatra, maimay: Mendimendy ery ny anao lahy hitaingin-dakana kanjo navadiny tampoka [Rajemisa 1985]
Quotes 

2009/02/23