|
|
|
|

Entry1  dodona
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 Maika fatratra, maimay te-hanao zavatra na hiteny eo no ho eo na handeha avy hatrany: Dodona erỳ Rakoto handeha hody
4 Rototra, mafana fo: Tsy dodona akory izy nilazako izany. [1.1]
Explanations in English  5 in a hurry; pushing violently [1.7]
Explanations in French  6 pressé. See dodoka. [Tankarana] [1.19]
Examples  7  tsy mahapetraka fa efa maika, dodona be ihany. [2.313]
8  Soa ihany, fa izaho efa dodona amin' ny fahamaizako. [2.4]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
Proverbs  21  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/02