| Entry | 1 dodonana |
| Root | 2 dodona |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Asaina mandeha haingana: Dodony izy fa hariva ny andro
5 Terena, poretina: Tsy navelako fa nododonako mba handoany volako ilay Rangahy [1.1] |
| Explanations in English |
6 to be hurried, to be urged along
[1.7] |
| Morphology |
|
| Proverbs | 11 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 12 andoando, 13 andodona, 14 dodonana |
| Updated on 2025/11/02 |
|