Entry dodoka
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Maika, tery, na maimay; tsy manam-potoana betsaka azo ivalamparana
Mitovy hevitra: dodona [Rajemisa 1985]
French definition   pressé, qui a hâte de... [Abinal 1888]
Derivations  

Entry dodoka
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Taimoro] fialan-tsasatra [Rakotosaona 1972]

Updated on 2017/05/12