| Entry | 1 disoina |
| Root | 2 diso |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Tsy natao marina: Nodisoinao ny marikao ka izany no tsy nahafahanao.
5 Dikaina: Nodisoinao ny lalàna ka hofaizina ianao. 6 Melohina: Disoikony hevitrao, Raondriana. [1.1] |
| Explanations in English |
7 to be transgressed, to be erred against, to be offended, to be made guilty.
[1.2] 8 to be held guilty. [1.7] |
| Explanations in French |
9 qu'on blâme.
[1.8] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 14 andisoy, 15 asidino, 16 disoina, 17 indaosy, 18 isindao, 19 sidiona |
| Updated on 2025/09/12 |
|