Entry madisa (disa)
Part of speech adjective
Malagasy definition Enti-milaza ny toetran' ny zavatra (tany, ahitra...) voahitsakitsa-dava, naleha matetika ka maosy: Andehanan' ny ankizy matetika eto ka madisa ny ahitra
Mitovy hevitra: tomarosoka
¶ Lany: Madisa ny vilon-tsoavaly [Rajemisa 1985]
English translation  [Provincial] tired of waiting [Richardson 1885]
Compound words, titles, names 

Updated on 2020/07/31