|
|
|
|

Entry 1  dingana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Refin' ny elanelan' ny tongotra roa eo ampamindrana: Lava dingana ianao izany noho izaho
4 Halavan-drefy mitovy amin' ny tsaikona mahery kely na ny dia maika (telon-jehy sy hondry: 0,60 m) [1.1]
Explanations in English  5 a step, a leap [1.2, 1.7]
Explanations in French  6 pas, enjambée [1.8]
Examples  7  Raha ny marina, mbola marefo ihany ireo dingana vita ireo. [4.27]
8  dingana lehibe tamin'ny famoriana ny olona ho fanjakana io. [2.508#334]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Synonyms  23 dika, vikina
Combinations  24  3 expressions, toponymes, etc... with that word

Updated on 2026/02/26