|
|
|
|

Entry1  diningana
Root  2 dingana
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Voadingana, dinganina, dikaina: Nodiningany ny rainy ka tsy faly.
5 Ihoarana: Nodiningany ny hady.
6 Avala, hadino: Nodininganao ireto andalana roa ireto. [1.1]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
Synonyms  10 voadingana

Anagrams  11 dinganina, 12 dinginana, 13 diningana

Updated on 2025/11/11