Entry dimbinantsy (dimby, antsy)
Part of speech noun
Malagasy definition Ahitra na anana izay maniry eo amin' ny tahony efa nakana na nanapahana. (Matetika no tapahina amin' ny antsy ny anamamy toy izany ka izany no nahatonga ny anaran' io karazan' anamamy io hoe: anamamy dimbin' antsy) [Rajemisa 1985]
English translation [ dimbin-antsy ] the after-crop growing up of itself; lit. that which is after the sickle. See kolokolo [Richardson 1885]
French translation [ dimbin' antsy ] (de dimby : repousse, regain, et antsy : le couteau). Regain ; seconde récolte après la moisson du riz faite au couteau ; se dit aussi pour certains légumes verts dont on coupe périodiquement les feuilles, notamment Solanum nigrum L. (voir anamamy). [Boiteau 1997]
Vocabulary 
Analogues  dimbin-tanana ~ kolokolo

Updated on 2020/07/31