| Entry | 1 dihy gasy |
| Elementary words | 2 dihy, 3 gasy |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 dihy nentim-paharazana malagasy: andeha irery samy maka ho azy ny mpandihy ka mitsaikona na mamindra, manipy sandry, mandatsi-drantsana na manetsika ny soroka amim-pahakingana
[1.1#169] |
| Updated on 2025/09/12 |
|